4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vol 2. salamo 118 - Ny Antsa Fitiavana

Reférence :

“Jehovah no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy.” (Sal 118: 14)

      

---------------------------------------------------------------------

      

1. Isaorana, isaorana anie Jehovah

Fa mendrika hoderaina ny hatsaràny

Isaorana, isaorana anie Jehovah

Fa ny famindram-pony hitoetra mandrakizay





FA TSARA

TSARA NY MIALOKA AMINY

FA TSARA

FA TSARA NY MATOKY AZY

TSY RESY

TSY RESIN’IREO MPIALONA

MANDRESY

MANDRESY NY ADY SAROTRA

IZAY EO AN-TANANY TS’HISY HAHAROMBAKA



ISAORAKO, ISAORAKO AM-POKO LALANDAVA

JEHOVAH NO HERIKO SY FIDERAKO.





Tonony sy Feony : RAKOTONANAHARY Fanomezantsoa Haritiana

(NOVEMBRE 2003)

Partager vol 2. salamo 118

Commenter vol 2. salamo 118

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Antsa Fitiavana

Suite